Toko faha 21 2

8 Tsy mbo natory reo lelahy gny hariva, lafa niavy niakatsy tamindreo tao agnambo tragno gnapelegny. 9 Hoy i he: ''Haiko fa namen'i Yaveh anareo gny tany sady avy taminay teto gny tahotsy anareo. Hagnisy eo agnatrehanareo reo iaby mipetraky eto amigny tany. 23 La nihery reo lelahy roy sady nepita ka tafahery tagny amin'i Josoa gnanakn'i Nona, la sinarandreo tagnaminy gny raha iaby ze nisy tamindreo. 24 Hoy ndreo tamin'i Josoa he: ''Fa natolots'i Yaveh asika vatany io tany io. Malemy aby reo pipetraky iaby eo amigny tany noho gnamitsika.''