Genesis 10
Genesis 10:2
Taorian'ny safo-drano, dia nanomboka niparitaka teto an-tany tao amin'ny fianakaviam-be ny taranak'i Noa, rehefa niely izy ireo, dia nanana ny inony avy ny fianakaviam-be tsirairay?
Rehefa nanomboka niparitaka ireo foko, dia samy nanana ny fiteniny avy ny fianakaviam-be tsirairay.
Genesis 10:8
Tamin'ny inona no nahafantarana an'i Nimroda, taranak'i Hama?
Fantatra ho mpihaza mahery teo anatrehan'i Yaveh i Nimroda.
Iza no tanànan'i Nirmoda voalohany tao amin'ny tany Sinara?
Ny tanànan'i Nirmoda voalohany dia Babela.
Genesis 10:11
Ho fanampin'ny tany Sinara, dia faritra inona ihany koa no nitarin'i Nimroda niaraka tamin'ireo tanàna?
Nanangana ireo tanàna tany Asyria ihany koa Nimroda.
Genesis 10:15
Taranaky ny zanak'i Noa iza i Kanana?
Taranak'i Hama i Kanana.
Genesis 10:19
Taorian'ny safo-drano, dia nanomboka niparitaka teto an-tany tao amin'ny fianakaviam-be ny taranak'i Noa, rehefa niely izy ireo, dia nanana ny inony avy ny fianakaviam-be tsirairay?
Rehefa nanomboka niparitaka ireo foko, dia samy nanana ny fiteniny avy ny fianakaviam-be tsirairay.
Genesis 10:24
Inona no nitranga tamin'ny andron'i Palega, taranak'i Sema?
Tamin'ny andron'i Palega, dia nozaraina ny tany.
Genesis 10:30
Taorian'ny safo-drano, dia nanomboka niparitaka teto an-tany tao amin'ny fianakaviam-be ny taranak'i Noa, rehefa niely izy ireo, dia nanana ny inony avy ny fianakaviam-be tsirairay?
Rehefa nanomboka niparitaka ireo foko, dia samy nanana ny fiteniny avy ny fianakaviam-be tsirairay.
Genesis 10:32
Avy taiza no niavian'ireo izay niely teto an-tany taorian'ny safo-drano?
Avy tamin'ireo fokon'ireo zanaka lahin'i Noa ireo firenena.