Toko faha 8 9

8 Ary nifampanontagny ireo olo mpiray vody rindrigna tamin-dralelahy sy ireio ijay nahita an'ajy nangataka taloha nagnano hoe:" Tsy itoy ve ilay lelahy nidoboke nangatake teto?" 9 Ny saragny nagnano hoe:" Ijy io." Ary ny hafa nilaja hoe:" Tsiare, fa mitovy amin'ajy mandy ijy." Fa ijy koja nagnano hoe:" Iaho itoy."