Toko faha 21 3

9 Namaly Nikodemôsy ka nijaka tamin'Ajy hoe: "Ahôna ny fomba hahatanterahan'ijany raha ijany?" 10 Jesôsy namaly ka nijaka tamin'Ajy hoe: ''Mpampianatra an'Israely ve anao, die mbola tsy ajonao mandy ijany raha ijany? 11 Jakaiko aminao, marina die marina tokôtre fa ijay fantatray no vorianinay, ary ahay magnambara ny momba ijay hitanay, kanefa mbola tsy magneke ny fagnambaranay anareo.