Toko faha 17

1 Gny raiky tamigny azely fito izay nita reo ampondra fito vo nizaka taminahy ho:"Avia, ho apotoroko anao gny zakan'NY pizangazanga lahibe izay mitoboky agnabo rano maro. 2 Nindray taminazy gny napizangazanga anireo pazakan'NY tany. Gny divain'ny fizangazangany gny nahamamo reo pitoboky atany." 3 Avy gny azely ninday anahy tamigny fagnahy amigny tany karakaina, dra nahita apela nitoboky eo agnabo bibi-dia mena izay feno agnara zaka rasy zaho. Gny bibi-dia dra mana lola fito vo tandroky folo. 4 Gn6 apela dra nekazo voloparasy vo mena dra voaravaky volamena, Cato sarobidy, dra vato soa. Izy dra nita tamigny tagnany kapoaky volamena feno reo raha maharikoriko vo reo sy fahaliovan'ny fizangazangany. 5 Teo amigny handriny gny nisy agnara mana dikany mivony voasorasy ho:"Babilona lahibe, gang renin'ireo pizangazanga vo gny raha mapangelakelakigny tany." 6 Nahita zaho fa gny apela dra tamin'NY lion'ireo pono vo gny lion'ireo martiry ho an'i Jesosy. Gny fa nahita anazy zaho, dra tena Rama. 7 Fa gny azely nizaka taminahy ho:"Magnino gny tam hanao? ho zakako anao gny dikany apela vo gny bibi-dia izay minday anazy, gny bibi-dia izay mana loha fito vo tandroky folo. 8 Gny bibi-dia ze hitanao dra misy, fa sy misy ankehitriny, fa andalam-piakara avy agny amign'ny farany ambani'ny lavaky sy hita sasy. Avy eo dra nandeha amigny fahasola azaho. Reo ze miay abony tany, reo ze sy voasorasy ao amign'ny Bokin'ny fiegna hatramin'gny namorogna an'izao totolo izao gny agnarany- ho gaga izy reo aby hahita hahita fa gny bibi-dia dra misy, fa sy misy sasy amizao, faandalam-pihaviana. 9 Mitoka saina ze manam-pahedrena zao. Reo loha fito dra vohisy fito ze nipetrahanigny ampela. 10 Izy reo avo koa dra mpanjaka fito. Mpanjaka dimy vo lavo, raiky gny misy, dra gny hafa dra bo sy avy; aby avy izy, dra fe-potoa keliky avo gny hipetrahany. 11 Gny bibi-dia zay misy, fa sy misy amizao, pazaka fahavalo izy; kanefa raiky amin'ereo pazaka fito izy, dra hagnagny amigny fahasola. 12 Reo tandroky folo zay hitanao dra pazaka folo zay bo sy nangalaky fazakana, fa hahazo fahefana manahaky gny pazaka mindray amigny bibi-dia mandrisy gny valiny raiky ereo. 13 Fitovia-loha zay, dra reo hagnome gny hery vo gny fahefan'izy reo amigny zanak'agnondry ereo. Fa gny zanak'agnondry gny handresy anazy reo satria izy gny Topon'ny Topo, dra pazakan'ny pazaka dra mindray aminazy reo voatoka, reo voafily, dra reo mana-pinoa." 15 Ho gny anjely taminahy: "Reo rano ze hitanao, teo amigny nipetrahanigny mpinjanganjanga,vo olo, vondron'olo, firenena,dra fizaka. 16 Reo tandroky folo hitana-izy reo vo gny bibi-dia dra hakalaza anigny mpijangajanga. Ho ataon'izy reo lao vo mita izy, hanataky gny nofony ze ereo. dra handaro anazy tateraky amin'gny afo. 17 Fa Andriamanitra fa nametraky anizao tao am-pon'izy reo mba hagnatateraky gny fikasany amin'gny fagneken'izy reo hagnome gny herin'izy reo handesa gny bibi-dia mandram-pahantateraky gny Zak'Andriamanitra. 18 Dra rapela, gny hitanao vo tana lahibe izay Mazaka amigny mpanjkan'ny tany."