Volohany
1
Sambatsy gny olo zay tsy magnaraky gny torohevitr'ireo raty fagnahy,na mitsanga ami-gny lalan'ny gny reo mpanota,na mifitaky eo amin'ireo mpikizaky.
2
Fa lalagnan'i Yaveh ro teany,voho ami-gny lalagnany ro vetsevetseny ndre maray ndre haly
3
Hanahaky gny hazo namboolea tamin'ny riakin'ny gny rano zay mamokatry reo voany amin'ny gny fotoany ,zay tsy malazo gny raviny,ze raha hataony la ho tahy.
4
Ro raty fagnahy la tsy manahaky an'izay,fa la manahaky gny fako zay andesin'ny tsioky.
5
Ka tsy hitsanga ho ami-gny fitsara reo raty fagnahy,na reo mpanota ho amin'ny fivorian'ireo marina.
6
Fa i Yaveh la magneky gny lalan'ireo mariny,fa gny lalan'ireo raty fagnahy koa la ho levogny