Genesis 36

Genesis 36:1

Ireto ny taranak'i Esao (izay antsoina ihany koa hoe: Edoma)

"Ireto ny taranak'i Esao, izay antsoina ihany koa hoe: Edoma." Izany andian-teny izany dia mampiditra ny fitanisana ireo taranak'i Esao ao amin'ny Genesisy 36:1-8. DH: "Izany dia fitanisana ireo taranak'i Esao, izay antsoina ihany koa hoe: Edoma."

Ada ... Oholibama

Anaran'ireo vadin'i Esao ireo.

Elona ilay Hetita

"Elona ilay taranak'i Heta" na "Elona izay taranak'i Heta." Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:34.

Ana ... Zibona ... Nebaiota

Anaran-dehilahy ireo.

Hivita

Ilazana anarana vondron'olona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:15.

Basemata

Anaran'ny anankiray amin'ireo vadin'i Esao izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:34.

Nebaiota

Anaran'ny anankiray amin'ireo zanak'i Ismaela izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:8.

Genesis 36:4

Ada ... Basemata ... Oholibama

Anaran'ireo vadin'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:1.

Elifaza ... Regoela ... Jeosy ... Jalama ... Kora

Anaran'ireo zanak'i Esao ireo.

Genesis 36:6

izay nangoniny tany amin'ny tany Kanana

Ilazana ny zavatra rehetra izay nangoniny nandritra izay nitoerany tany amin'ny tany Kanana izany. DH: "izay nangoniny nandritra izay nitoerany tany amin'ny tany Kanana"

lasa nankany amin'ny tany

Ny heviny dia mifindra amin'ny toerana iray ka monina any. DH: "nandeha nifindra tany amin'ny tany hafa"

ireo fananan'izy ireo

"ireo fananan'i Esao sy Jakoba"

tsy nahazaka azy ireo noho ireo biby fiompin'izy ireo

Tsy ampy hahazaka ireo biby fiompy izay nananan'i Esao sy Jakoba rehetra intsony ilay tany. DH: "tsy omby hahazaka ireo biby fiompin'izy ireo" na "tsy omby hahazaka ireo biby fiompin'i Esao sy Jakoba"

izay efa nanorenan'izy ireo fonenana

Ny teny hoe "nanorim-ponenana" dia midika hoe nifindra tany ho any ka nitoetra tany. DH: "tany amin'izay nifindran'izy ireo"

Genesis 36:9

Izy ireo no taranak'i Esao

Izany andian-teny izany dia mampiditra ny fitanisana ireo taranak'i Esao ao amin'ny Genesisy 36:9-43. DH: "Izany dia fitanisana ireo taranak'i Esao"

tany an-tendrombihitr'i Seira

Ny dikany dia hoe nonina tany amin'ny an-tendrombihitr'i Seira izy ireo. Ny tena hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "izay nonina tany havonan'i Seira"

Elifaza ... Regoela

Anaran'ireo zanak'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:4.

Ada ... Basemata

Anaran'ireo vadin'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 36:1.

Temana, Omara, Zefo, Gatama, ary Kenaza ... Amaleka

Anaran'ireo zanak'i Elifaza ireo.

Timna

Anaran'ny vaditsindranon'i Elifaza izany.

Genesis 36:13

Regoela ... Jeosy, Jalama, ary Kora

Anaran'ireo vadin'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 36:4.

Nahata ... Zera ... Sama ... Miza

Anaran'ireo zanak'i Regoela ireo.

Ana ... Zibona

Anaran-dehilahy ireo.

Basemata ... Oholibama

Anaran'ireo vadin'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 36:1.

Genesis 36:15

Elifaza

Anaran'ny anankiray amin'ireo zanak'i Esao izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:4.

Temana, Omara, Zefo, Kenaza, Kora, Gatama, ary Amaleka

Anaran'ireo zanak'i Elifaza ireo.

Ada

Anaran'ny anankiray amin'ireo vadin'i Esao izany. Jereo ny nandikanao ny anarany ao amin'ny 36:1.

Genesis 36:17

Elifaza ... Regoela ... Jeosy ... Jalama ... Kora

Anaran'ireo zanak'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:4.

Nahata ... Zera ... Sama ... Miza

Anaran'ireo zanak'i Regoela ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:13.

tany amin'ny tany Edoma

Ny heviny dia nonina tany amin'ny tany Edoma izy ireo. DH: "izay nonina tany amin'ny tany Edoma"

Basemata ... Oholibama

Anaran'ireo vadin'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:1.

Ana

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:1.

Genesis 36:20

Seira

Ny teny hoe "Seira" dia anaran-dehilahy sy anaran-tanàna.

ilay Horita

Ny teny hoe "Horita" dia ilazana vondron'olona. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:3.

ireo mponin'ny tany

"izay nitoetra tany amin'ny tanin'i Seira, izay antsoina ihany koa hoe Edoma"

Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, ary Disana ... Hory sy Hemana

Anaran-dehilahy ireo.

Timna

Anaram-behivavy izany.

Genesis 36:23

Sobala ... Zibona

Anaran-dehilahy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:20.

Alvana, Manahata, Ebala, Sefo, ary Onama ... Aia sy Ana

Anaran-dehilahy ireo.

Genesis 36:25

Ana ... Disona ... Ezera ... Disana

Anaran-dehilahy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:20.

Oholibama

Anaram-behivavy izany.

Hemdana, Esbana, Jitrana, ary Kerana ... Bilana, Zavana, ary Akana ... Oza sy Arana

Anaran-dehilahy ireo.

Genesis 36:29

ireo Horita

Anaram-bondron'olona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:3.

Lotana, Sobala, Zibona, ary Ana, Disona, Ezera, Disàna

Anaran-dehilahy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:20.

tany amin'ny tany Seira

Ny heviny dia hoe nonina tany amin'ny tanin'i Seira izy ireo. DH: "ireo izay nipetraka tany amin'ny tanin'i Seira"

Genesis 36:31

Bela ... Beora ... Jobaba ... Zera

Anaran-dehilahy ireo.

anaran'ny tanànany

Ny heviny dia hoe ny tanàna izay nitoerany. DH: "ny anaran'ny tanàna izay nitoerany"

Dinaba ... Bozra

Anaran-toerana ireo.

Genesis 36:34

Jobaba

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:31.

Hosama ... Hadada ... Bedada ... Samla

Anaran-dehilahy ireo.

Hosama izay avy amin'ny tanin'ny Temanita

Ny heviny dia hoe nonina tany amin'ny tanin'ny Temanita i Hosama. DH: "Hosama izay avy amin'ny tanin'ny Temanita"

Avita ... Masreka

Anaran-toerana ireo.

ireo Temanita

"ireo taranak'i Temana"

anaran'ilay tanànany

Ny heviny dia hoe ny tanàna izay nonenany. DH: "ny anaran'ny tanàna izay nonenany"

Samla an'i Masreka

"Samla avy any Masreka"

Genesis 36:37

Samla

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:34.

nandimby ny toerany i Saoly avy any Rehobota izay eo akaikin'ny ony

Nonina tany Rehobota i Saoly. Rehobota dia eo akaikin'ny Ony Efrata. Izany fampahafantarana izany dia afaka atao mazava. DH: "avy eo i Saoly dia nandimby ny toerany. Izy dia avy any Rehobota izay akaikin'ny Ony Efrata"

Saoly ... Bala-hanana ... Akbora ... Hadara ... Matreda ... Me-zahaba

Anaran-dehilahy ireo.

Rehobota ... Pao

Anaran-toerana ireo.

Anaran'ilay tanànany

Ny heviny dia hoe ny tanàna izay nonenany. DH: "ny anaran'ny tanàna izay nonenany"

ilay zanaka vavin'i Matreda, izay zafikelin'i Me-zahaba

Ny andidiny tsy feno dia afaka ampiana. DH: "zanaka vavin'i Matreda izy, ary zafikelin'i Me-zahaba"

Mehetabela

Anaram-behivavy izany.

Genesis 36:40

ireo lehiben'ireo foko

"ireo mpitarika ireo foko"

araka ireo foko sy ny faritr'izy ireo, tamin'ny anaran'izy ireo

Ireo foko sy ireo faritra dia nampitondraina ireo mpitarika ireo foko.Ho an'ny fandikan-teny mazava kokoa dia jereo ny UDB. DH: "Ny anaran'ireo foko sy ireo faritra izay nonenan'izy ireo dia nampitondraina ny anaran'izy ireo." Anaran'izy ireo izany."

Timna, Alva, Jeteta, Oholibama, Elaha, Pinona, Kenaza, Temana, Mibzara, Magdiela, ary Irama

Anaram-bondron'olona izany.

ireo fonenany

"toeram-ponenana" na "ny toerana izay nonenan'izy ireo"

Esao izany

Izany dia fitanisana an'ny lisitry Esao, izany hoe ny lisitry ireo taranak'i Esao iray manontolo. DH: " izany dia lisitry ireo taranak'i Esao"